[Download] "Ireo Olona Miala Aminao" by Dag Heward-Mills # Book PDF Kindle ePub Free

eBook details
- Title: Ireo Olona Miala Aminao
- Author : Dag Heward-Mills
- Release Date : January 15, 2018
- Genre: Christianity,Books,Religion & Spirituality,
- Pages : * pages
- Size : 599 KB
Description
Ny olona mandao anao dia afaka ny hanimba anao.Tsy hita izay hanoritsoritana ny fahakiviana, fikorotanan-tsaina, ary tebiteby milatsaka ao aminao rehefa misy olona manalavitra anao. Nosoratana ity boky ity hanampiana anao hiady aminâ ny fahasimbana izay mitady hahazo anao rehefa mandao anao ny olona. Aoka ianao tsy ho voafitaka. Tsy mbola ianao sy ny asa fanompoanao irery no nisy nandao sy nilaozanâ ny olona. Maro no efa nisedra fahoriana taminâio zavatra io. Satana no nikomy voalohany ary nanainga ny mpikomy rehetra izy avy eo. Miaraka aminâ ity boky ity eny am-pelatananao no hifohazanao ka hiadivanao aminâ ireo fanahinâ ny fivadihana votsotra noho âireo izay mandaoâ.