(Download) "Ireo Izay Manadino" by Dag Heward-Mills # eBook PDF Kindle ePub Free

eBook details
- Title: Ireo Izay Manadino
- Author : Dag Heward-Mills
- Release Date : January 15, 2018
- Genre: Christianity,Books,Religion & Spirituality,
- Pages : * pages
- Size : 439 KB
Description
Tsy mahatsiaro izay natao taminy ary matetika misafidy ny hanadino ireo zavatra sasantsasany ireo olona mpikomy. Tsy nahatsiaro izay nataonâ ny Tompo ho azy i Jodasy, tsy tsarony ihany koa ireo hitany sy reny taminâ I Jesosy.Izay ny antony nahatonga azy ho ilay nanana toe-tsaina ambany fantatsika ankehitriny hoe âJodasyâ.
Ny fahafahana mahatsiaro dia isanâ ny kalitao ara-panahy manan-danja indrindra tokony anananâny mpanomponâ Andriamanitra. Ireo olona tsy mahatadidy dia tsy mahomby foana matetika. Tsy vitanâ izy ireo fotsiny tsotra izao ny misandratra aminâ ny ambonimbony kokoa. Ity boky miavaka mikasika anâ io foto-kevitra tsy dia firesaka firy ity, dia fanomezana avy aminâ Andriamanitra ho anao.